|
|
|
|

Entry1  tsy hita noanoa
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina [1.1]
Explanations in English  4  [tsy hita, not seen.] very deep. [1.2]5  bottomless (of a chasm) [1.7]
Explanations in French  6  sans fond, très profond [1.8]
Examples  7  Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895]
8  tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27]
9  Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472]
Synonyms  10  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba
Elementary words  11  tsy hita, noanoa
Compound words 

Updated on 2023/11/20